We a good story
Quick delivery in the UK

Ilay Saka Mpanasitrana

- Malagasy Edition of The Healer Cat

About Ilay Saka Mpanasitrana

Celesse, the healer cat, is a highly respected member of the neighborhood. As the mistress's favorite cat, she spends lazy days in the warmth of the house. One snowy night a mother hare rushes in, desperate for help. Reluctantly, the healer cat travels with her through a nighttime snowstorm and biting cold winds. In a dark forest, Celesse comes face-to-face with a scary surprise and is forced to gather her powers for the first time in a while. --- Noho ny hery mahasitrana ananany, Lisy Rasakamanasitrana dia mponina tena haijaina eo amin'ny fiarahamonina. Satria izy saka ankafizin'ny ramatoa mpitaiza azy indrindra, afaka mankafy hakamoana mandany ny androny ao amin'ny hafanan'ny trano. Saingy nisy renibitrodia nisosososo niditra, nila fanampiana. Naharesy lahatra an-dRasakamanasitrana ny fiangavian'ilay bitrodia izay nitondra azy namakivaky ny alina tanaty tafio-drivotra sy fanala mamirifiry. Tao anaty ala maizina, nifanehatra nifanatri-tava tamina zava-tsy nampoizina i Lisy ary voatery nanangona ny heriny rehetra. Rehefa dila ny alina lava ary vita tamim-pahombiazana ny dia, dia nivoka ny masoandro, nanafana tsy ilay ala feno fanala fotsiny fa ny fon'ilay saka mpanasitrana koa.

Show more
  • Language:
  • Malayalam
  • ISBN:
  • 9789523571938
  • Binding:
  • Hardback
  • Pages:
  • 40
  • Published:
  • August 11, 2019
  • Dimensions:
  • 254x203x6 mm.
  • Weight:
  • 363 g.
Delivery: 2-3 weeks
Expected delivery: October 17, 2024

Description of Ilay Saka Mpanasitrana

Celesse, the healer cat, is a highly respected member of the neighborhood. As the mistress's favorite cat, she spends lazy days in the warmth of the house. One snowy night a mother hare rushes in, desperate for help. Reluctantly, the healer cat travels with her through a nighttime snowstorm and biting cold winds. In a dark forest, Celesse comes face-to-face with a scary surprise and is forced to gather her powers for the first time in a while. --- Noho ny hery mahasitrana ananany, Lisy Rasakamanasitrana dia mponina tena haijaina eo amin'ny fiarahamonina. Satria izy saka ankafizin'ny ramatoa mpitaiza azy indrindra, afaka mankafy hakamoana mandany ny androny ao amin'ny hafanan'ny trano. Saingy nisy renibitrodia nisosososo niditra, nila fanampiana. Naharesy lahatra an-dRasakamanasitrana ny fiangavian'ilay bitrodia izay nitondra azy namakivaky ny alina tanaty tafio-drivotra sy fanala mamirifiry. Tao anaty ala maizina, nifanehatra nifanatri-tava tamina zava-tsy nampoizina i Lisy ary voatery nanangona ny heriny rehetra. Rehefa dila ny alina lava ary vita tamim-pahombiazana ny dia, dia nivoka ny masoandro, nanafana tsy ilay ala feno fanala fotsiny fa ny fon'ilay saka mpanasitrana koa.

User ratings of Ilay Saka Mpanasitrana



Find similar books
The book Ilay Saka Mpanasitrana can be found in the following categories:

Join thousands of book lovers

Sign up to our newsletter and receive discounts and inspiration for your next reading experience.